logo FRM transparent.png

RN7 Antananarivo-Antsirabe : Efa miroso amin’ny fandrakofana tara, mihatsara ny fivezivezena

- Efa manomboka ny fandrakofana tara

- Efa mihatsara ny fahafahana mivezivezy amin'ny lalam-pirenena faha-7

- Samy efa eny an-toerana miasa amin'ny manandrify azy ireo orinasa mpanantanteraka

Regarder ici

Publier le: 16/01/2026